Entry korana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] [ koraña ] Resaka, korankorana, resadresaka [1.78]
 Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro
Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1]
Explanations in English Pleasant conversation [1.7]
Explanations in French Causerie joyeuse [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31