Entry | 1 kopahina |
Root | 2 kopaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ |
Morphology |
|
Anagrams | 9 hakapony, hakopany, hokapain, hokinapa, ikapohan, ikopahan, kapohina, kopahina, nahipoka, nihapoka, nihopaka, nikapoha, nikopaha, panahiko |
Updated on 2023/01/05 |