Entry kôntinanta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
 Velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
 Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Explanations in French Continent [1.13]
Vocabulary 
Synonyms tanibe
Analogs  Madagascar: Continent of the Malagasy

Updated on 2020/07/31