Entry | 1 konsily |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fivoriam-ben' ny eveka sy mpahay teolojia miaraka amin' ny Papa mandinika momba ny foto-pampianaran' ny eglizy (fiv. kat.). Ireto avy ny Konsily lehibe faramparany: ny konsily tany Trente (1545-1563), izay nanoritra ny fihavaozan' ny eglizy romanina ankapobe manoloana ny protestantisma, ny konsily Vatikana I (1870), izay nanapaka fa tsy mety diso ny Papa raha mampianatra momba ny finoana, ary ny konsily Vatikana II (1962-1965), izay nanapaka ny fampianaran' ny eglizy manoloana ny toe-tsaina amam-pandrosoana maoderina [1.1] |
Examples |
4 Tonga koa ny konsily frantsay, Jean Laborde, sy ny konsily anglisy, Pakenham. [2.508#] |
Vocabulary |
5 Religions, Beliefs |
Other spellings | 6 kaonsily |
Updated on 2023/10/29 |