| Entry | 1 kononkononina |
| Root | 2 kononkonona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rombahin' ny namany
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/12/08 |
|