Entry konjo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fetsy maranitra
Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjo iny
Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1]
Explanations in English Clever and deceitful [1.7]
Explanations in French Rusé, trompeur [1.3, 1.8]
 Se dit des lèvres déliées
Fin, adroit [1.3]
Derivatives 
Synonyms konjokonjo

Updated on 2023/10/24