Entry | komonisma | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany [1.1] | |
Vocabulary | Politique | |
Origin | French: communisme. | |
Updated on 2020/07/31 |