Entry komitim > kômitỳ
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ komitỳ ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
Mitovy hevitra: vaomiera [1.1]
Explanations in English [ komìty ] A committee [1.7]
Explanations in French [ komitỳ ] Comité [1.3]
 [ komìty ] Comité [1.8]
Examples 
1Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356]
2ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384]
3Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Morphology 
Simple : komity, komitin', komitim-
Compound words 
Origin English: committee.
Other spellings 
Analogs  vaomiera

Anagrams