Entry kombarika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika" [1.1]
Explanations in English A scaffold; holes for fastening scaffolding [1.7]
Explanations in French échafaudage, trous pour fixer un échafaudage [1.8]
Synonyms kombarina
Compound words 

Updated on 2020/07/31