Entry komandy
Part of speech noun
Malagasy definition Governora mpitondra faritany iray lehibe tamin' ny tany gasy fahizay, mitovitovy amin' ny lehiben' ny faritany ankehitriny [Rajemisa 1985]
English translation the governor of a town or district in former times [Hallanger 1973]
French translation gouverneur d'une ville ou d'un district autrefois [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
komandy
komandiko
komandinao
komandiny
komandintsika
komandinay
komandinareo
komandin'
komandin-
komandim-
Examples 
1Nizaha maso ny Komandy. [Rapatsalahy: Kintana, page 194]
2Andriantsimahaidiso no komandy tao Vohipeno. [Randriamamonjy: Tantara, page 203]

Updated on 2020/07/31