Entry kobay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [1.1]
Explanations in French Comme Kibay. [1.3]
Vocabulary 

Entry kobay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Tehina, kibay [1.78]
  [Sihanaka] Kibay [1.78]
  [Bezanozano, Taisaka] Tehina [1.78]
Explanations in French  [Tankarana] Bâton. [1.19]
Synonyms kibay ~ kobay bory
Proverbs 

Entry kobay (koba)
Part of speech imperative of passive verb kobaina [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/02/27