|
|
|
|

Entry1  kobaka am-bava
Part of speech  2  locution
Explanations in French  3  paroles flatteuses, adulation [1.3]
Examples  4  Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. [2.298]
5  Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470]
Elementary words  6  kobaka, vava
Compound words 

Updated on 2023/05/15