Entry |
kitoto
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitotony [Rajemisa 1985]
|
French translation | valeur, respect, égard, ordre, arrangement [Abinal 1888]
|
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
kitôto
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Tsimihety]
Voronkely tsara feo mitovitovy amin' ny domohina saingy kelikely kokoa [Rajemisa 1985]
|
Vocabulary |
Morphology |
kitoto
kitotoko
kitotonao
kitotony
kitotontsika
kitotonay
kitotonareo
kitoton'
kitoton-
kitotom-
| |
|
|