Entry kitokitoina (kitoina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitokitoina aoka izany io vehivavy io [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms kitoina

Updated on 2009/02/23