Entry |
kitamby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Sikin-dehilahy [1.78]
|
| [Taisaka]
Lamba fitafy, sikina [1.78]
|
| [Tanosy]
Sikindahy [1.78]
|
| Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika [1.1]
|
Explanations in English | A piece of cloth worn wrapped around
by women [1.7]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche. [1.19]
|
| Pagne des femmes [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Proverbs |
|