Entry kitamby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Sikin-dehilahy [1.78]
  [Taisaka] Lamba fitafy, sikina [1.78]
  [Tanosy] Sikindahy [1.78]
 Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika [1.1]
Explanations in English A piece of cloth worn wrapped around by women [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] Pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche. [1.19]
 Pagne des femmes [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31