Entry kiringy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taisaka] ngita [Rakotosaona 1975]

Entry kiringy
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely
¶ Kiriolona [Rajemisa 1985]

Entry kiringy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tambahoaka] tsy mahavokatra [Rakotosaona 1975]

Entry kiringy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] tsinjo, tazana [Rakotosaona 1975]

2010/05/06