Entry (1/3) | 1 kirihitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in French |
3 [1.3#335] très petit, menu 4 [1.196] désignant tout ce qui est petit, menu |
Entry (2/3) | 5 kirihitra |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. 8 [1.13] hazo madinika sy akata mifandringitra |
Explanations in English |
9 [1.7] shrubs, brush, bushes |
Explanations in French |
10 [1.3] broussailles marmaille 11 [1.8] arbrisseaux, broussailles 12 [1.13] fourré, taillis |
Examples |
13 Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [2.48] 14 Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499] |
Vocabulary |
15 Botany: (in general) |
Synonyms | 16 kirihitr' ala |
Compound words |
|
Titles | 18 Kirihitra (Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa) |
Entry (3/3) | 19 Kirihitra |
Elementary words | 20 kirihitra |
Part of speech | 21 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
22 Literature: books |
Author |
23 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Anagrams | 24 Kirihitra, kirihitra |
Updated on 2023/06/17 |