Entry | 1 kirefarefa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. |
Root | 4 refarefa |
Synonyms | 5 korebareba, korefa, korefarefa |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |