Entry kirana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31