|
|
|
|

Entry1  kipilipily
Root  2  kipily
Part of speech  3  noun
Examples  4  [2.643#] Nenjehiny indray anefa aho, ary tahaka ny kipilipily hazo no fandehany.
5  [2.587#] Notonafan' ireo tamin' ny tonta-vato itairana sy ny tora-defona ary ny kipilipily hazo tamin' izay, ka tsy ampy indray mitono valala, dia indreto ny faty niampatrampatra sy nitsitsitra teo am-bavahady;
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :

Updated on 2025/01/21