Entry (1/3) | 1 kinto |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tezitra, vinitra, misamboaravoara |
Explanations in French |
4 [1.3#332, 1.19] fâché 5 [1.3#332] irrité, ennuyé, dérangé 6 [1.19] [Tankarana] qui pousse des soupirs ; troublé. |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 8 kinto |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany |
Explanations in French |
11 [1.3#332] métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules |
Examples |
12 Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy. [1.437#] |
Vocabulary |
13 Zoology: birds |
Entry (3/3) | 14 kinto |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Karazam-borombazaha kely |
Explanations in French |
17 [1.3#332] petit canard. Thalassornis leuconota. Smith. |
Vocabulary |
18 Zoology: birds |
Synonyms | 19 kintobeloha |
Zoonyms |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 22 kinto, tokin |
Updated on 2024/09/26 |