Entry |
kinto
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tezitra, vinitra, misamboaravoara [1.1]
|
Explanations in French | Fâché [1.3, 1.19]
|
| Irrité, ennuyé, dérangé [1.3]
|
| [Tankarana]
Qui pousse des soupirs ; troublé. [1.19]
|
Derivatives |
|
Entry |
kinto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany [1.1]
|
Explanations in French | Métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules [1.3]
|
Vocabulary |
|
Entry |
kinto
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-borombazaha kely [1.1]
|
Explanations in French | Petit canard. Thalassornis Leuconota. Smith.
[1.3]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|