Entry kintana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [Rajemisa 1985]
Explanations in English a star [Hallanger 1973]
Explanations in French étoile [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31