Entry | kinisoka (kisoka) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voakisoka, voatorotoro, voatoto: Paraky tsy nokinisoka tsara izy izany [1.1] | ||||||
Explanations in French | Moulu, pulvérisé: Tsy nokinisoka tsara ity paraky ity (Ce tabac n’a pas été bien pulvérisé) [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voakisoka | ||||||
Updated on 2023/01/20 |