Entry | kiniky (kiky) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo Voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany [1.1] | ||||||
Explanations in French | Ratissé, raclé, rongé, rasé, grugé [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voakiky | ||||||
Anagrams | kikiny, kiniky |
Updated on 2023/01/20 |