Entry (1/2) | 1 kinangaly |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [2.588#115] mainty |
Examples |
4 Dia nitodika nanondrotondro ireo Vazaha tery an-dafy atsinanana tamin'ny tehina kinangaly (mainty) teny an-tanany izy [2.588#115] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 6 kinangaly |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody |
Updated on 2024/12/07 |