Entry kinangaly
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mainty [2.588]
Examples Dia nitodika nanondrotondro ireo Vazaha tery an-dafy atsinanana tamin'ny tehina kinangaly (mainty) teny an-tanany izy [2.588]
Compound words 

Entry kinangaly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody [1.1]

Updated on 2023/04/20