Entry | 1 kilaolao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Tsilalao Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy |
Synonyms | 4 kilalao |
Updated on 2022/01/28 |