Entry kidoro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana [1.1]
Explanations in English A mattress [1.7]
Explanations in French Matelas [1.3, 1.8]
 Paillasse [1.3]
 Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc. [1.196]
Examples 
1Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra. [2.643]
2Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4]
3Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/08