Entry | 1 kidiadiavorona |
Elementary words | 2 kidiadia, vorona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) |
Vocabulary |
5 Botany: grass |
Other spellings | 6 kidiadiamborona |
Updated on 2024/12/25 |