|
|
|
|

Entry (1/3)1  kibory
Root  2  bory
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo [1.1]
Explanations in English  5  any spherial object [1.7]
Explanations in French  6  objet sphérique [1.8]
Compound words 

Entry (2/3)11  kibory
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  fasana [Taisaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78]
14  fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana) [Tanala] [1.78]
15  Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora) [1.1]
16  fasana lehibe [1.13]
Explanations in English  17  a tomb [Provincial] [1.7]
Explanations in French  18  tombeau [Provincial] [1.8]
19  tombeau [1.13]
20  dans tout le Sud, tombeau collectif d'un clan [1.196]
Examples  21  Rehefa tonga akaikin' ny kibory (fasana), dia indreny misy ray aman-dreny sasantsasany mialoha, lasa hanesotra ny varavaram-pasana. [2.436#]
Analogs  22  fasana

Entry (3/3)23  kibory
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25  (de bory : rond). Nom du tout jeune fruit ou de l'ovaire infère fécondé après la chute du périanthe. [Merina] [1.196]
Vocabulary  26  Botany
Compound words 

Anagrams  28  boriky, kibory

Updated on 2023/10/29