|
|
|
|

Entry1  kiahina
Root  2  kiaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny
Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka
Explanations in English  5  [1.7] to be scratched
Explanations in French  6  [1.8] qu'on effleure ou égratigne en passant
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  ankihia, haikain, hakainy, hakiany, hanaiky, hianaky, hianika, ihaikan, ihikana, ikaihan, ikiahan, kaihina, kiahina, nahikay, nihaika, nihiaka, nikaiha, nikiaha

Updated on 2023/01/20