Entry ketso
Part of speech adjective
Malagasy definition Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [Rajemisa 1985]
Synonyms ketsoketso

Entry ketso
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-borona [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2010/10/27