Entry | 1 ketohina |
Root | 2 ketoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra: Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 haketony, hateniko, hitenako, ketohina, nahetiko, natehiko, tanehiko, tinehako |
Updated on 2023/01/20 |