|
|
|
|

Entry1  kerakeraina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana
Alanto, alamina: Nokerakerainy ny taratasy tao anaty vata fa isy hitany ilay taratasy notadiaviny
Amboarina: Kerakerao ny herana hanaovana tsihy
Root  4  kerakera
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11