Entry kentana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka [1.1]
Explanations in French Petit, fluet mais vif, alerte [1.3]
Examples Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/10/24