| Entry | 1 kenda roroka |
| Elementary words | 2 kenda, 3 roroka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina
[1.1] |
| Examples |
6 Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
[1.437#]
|
| Updated on 2025/10/11 |
|