|
|
|
|

Entry1  kely ambaitra
Elementary words  2  kely, ambaitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  malemilemy ka mila fitandremana fatratra [1.1]
Explanations in French  5  très dangereux
6  très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste [1.3]
Examples  7  kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [2.356]
8  Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; [2.470]

Updated on 2023/04/16