Entry keliny > helina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisehoana na fandalovana vetivety [1.1]
Derivatives 
Proverbs 

Anagrams 

Entry keliny > kely
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
Mitovy hevitra: (olona) aketalahy ~ bija ~ bitika ~ boleta ~ botity ~ botry ~ bozeny ~ bozeta ~ hetry ~ kambitry ~ kambity ~ katita ~ kely endaka ~ kely ray ~ kely reny ~ madinika ~ mafy kely ~ majinika ~ nihinan-tain' orona ~ tapak' amponga ~ tsampirano ~ tsapitika ~ tsingentana ~ vatokely [1.1]
Explanations in English Little, small [1.7]
Explanations in French Petit, peu [1.8]
Examples Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4]
Morphology 
Simple : kely, keliko, kelinao, keliny, kelintsika, kelinay, kelinareo
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Hyponyms Andraozikely
Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona)
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Entry keliny > helitra
Part of speech noun
Explanations in English A basket. (prov.) see habona. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Panier, corbeille. (toñotòño). [1.19]
Synonyms helotra

Anagrams 

Entry keliny > helika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany [1.1]
Explanations in English The armpit [1.2, 1.7]
Explanations in French Aisselle [1.8]
Examples Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika. [2.424]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Holonym vatana
Co-meronyms hatoka, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Proverbs 

Anagrams