Entry kebona
Part of speech noun
Malagasy definition Fanetsiketsehana ny rano mba hahatonga azy hamorivory
¶ fomba fakana trondro amin'ny fikapokapohana ny rano
¶ fanatsinkafonana ny efa mandry mba hamporisika, hamoky [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry kebona
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana niantsoana ny voan-tangena [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry Kebona
Part of speech name (biblical) [full list]
  [Baiboly]
English definition Cabbon [Baiboly]
French definition Kabbôn [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Kabona

2017/04/02