|
|
|
|

Entry1  kasikasy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io
4  [2.285] Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana
Explanations in English  5  [1.7] vain, showy
Explanations in French  6  [1.8] orgueilleux
Examples  7  [2.324#] Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
Root  8  kasy
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Synonyms  14  kasy

Anagrams  15  kasikasy, kisakisa

Updated on 2025/03/30