|
|
|
|

Entry1  kase
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase)
Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka)
Explanations in English  4  [1.7] a stamp, a seal
Explanations in French  5  [1.8] cachet, empreinte de cachet
Compound words 

Anagrams  8  kase, kesa, seka

Updated on 2021/10/02