Entry karija
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany
Mitovy hevitra: fahetse [1.1]

Entry karija
Part of speech noun
Analogs  sikidy
unkLabel:: 

Entry Karija
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, Karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/05/25