Entry karibonetra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka [1.1]
Explanations in English Bicarbonate of soda [1.7]
Explanations in French Bicarbonate de soude [1.8]
Vocabulary 
Origin English: bicarbonate.

Updated on 2020/07/31