Entry karaha
Part of speech preposition [full list]
Malagasy definition  [Tambahoaka] tahaka, sahala: Karaha izany: noho izany [Rakotosaona 1975]
 Tahaka, toy [Rajemisa 1985]
 teny enti-milaza ny fitoviana, mitovy, sahala, hoatra, tahaka [SLP 1986]
French translation pareil [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31