| Entry | 1 kapoly |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antesaka+Tandroy+Tsimihety] Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Botany: tree |
| Anagrams | kapoly, 5 kolipa, 6 Pikola, 7 piloka |
| Updated on 2026/02/04 |
|