Entry kaonty
Part of speech noun
Malagasy definition Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao
¶ Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [Rajemisa 1985]
English translation an account [Hallanger 1973]
French translation compte [Hallanger 1974]
Derivations 
Origin French: compte.
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31