Entry kanahitra
Part of speech noun
Malagasy definition Aretina sahala amin' ny androbe [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry kanahitra
Part of speech noun
Malagasy definition Bibikely tahatahaka ny famakiloha izay inoan' ny olona fa misy poizina raha manaikitra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/02/23