Entry | kanadianina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1] | |
Explanations in English | Canadian [3.1] | |
Explanations in French | Canadien, canadienne [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: canadien. | |
Analogs | Kanadà | |
Updated on 2020/07/31 |